Psalms 41:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mba misy mamangy ahy, lainga no hany avoakany, faharatsiana no angonin’ny fony; nony mivoaka avy eo indray izy dia miteny eny ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tonga mamangy ahy ireo, dia mikendry ny hanendrikendrika ahy; manangona fanaratsiana ao an-tsainy izy, ka vao tafavoaka, dia mampiely izany.
Malagasy Bible 1865
Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.
malagasy
Mitakoritsika ahy izay rehetra mankahala ahy; misaina hanisy ratsy ahy izy.