Psalms 41:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena zava-doza, hoy izy, no hihatra aminy! Raha mandry izy dia tsy hitsangana intsony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitakoritsika mamely ahy avokoa ny fahavaloko, misaina hanisy ratsy ahy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivory ireo rehetra tsy tia ahy mba hitakoritsidritsika ny amiko sy hanombantombana ny fahavoazako.
Malagasy Bible 1865
Tena zava-dratsy, hoy izy, no aidina aminy; ary raha mandry izy dia tsy hitsangana intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena zava-doza, hoy izy, no hihatra aminy! Raha mandry izy dia tsy hitsangana intsony!
malagasy
Tena zava-dratsy, hoy izy, no aidina aminy; ary raha mandry izy dia tsy hitsangana intsony.