Psalms 41:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny sakaizako izay nitokisako sady nihinana ny haniko aza no nanainga ny voditongony hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Loza tsy azo odiana, hoy izy, no nanjò azy, indro izy milamaka, dia tsy hiarina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo hoe: «Voan’ny aretin-dratsy io ka milamaka tsy ho tafarina intsony!»
Malagasy Bible 1865
Eny, ny sakaizako, izay maha-toky ahy sady nihinana ny haniko, no nanangana ny ombelahin-tongony hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny sakaizako izay nitokisako sady nihinana ny haniko aza no nanainga ny voditongony hamely ahy.
malagasy
Eny, ny sakaizako, izay maha-toky ahy sady nihinana ny haniko, no nanangana ny ombelahin-tongony hamely ahy.