Psalms 42:12 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ilazany tsy an-kijanona hoe: «Aiza izay Andriamanitrao?» Nahoana no ketraka ianao, ry fanahiko, ka mihavatravatra ato anatiko? Manantenà an’Andriamanitra, fa izaho mbola hidera Azy, izay famonjena ny tavako sady Andriamanitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana re aho no mitanondrika sy mitoloko toy izao ato anatiko? Aoka Andriamanitra no hitokiako! Eny, mbola hoderaiko hatrany Izy, dia ilay Mpamonjiko sady Andriamanitro!