Psalms 42:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ranomasoko no sakafoko andro aman’alina, amin’ny filazana amiko mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangetaheta an’Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona: rahoviana aho no handeha ka hiseho tsy an-kijanona eo anatrehan’ny Tavan’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangetaheta an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra velona. Rahoviana aho no hiditra an- tempoliny mba ho afaka hiseho eo anatrehany?
Malagasy Bible 1865
Ny ranomasoko no fiahiko andro aman'alina, amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ranomasoko no sakafoko andro aman’alina, amin’ny filazana amiko mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao?
malagasy
Ny ranomasoko no fiahiko andro aman'alina, amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao?