Psalms 42:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko. Izany no ahatsiarovako Anao atỳ amin’ny tanin’i Jordana sy ireo Hermona ary ny tendrombohitra Mizara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no ketraka ianao, ry fanahiko, ka mihavatravatra ato anatiko? Manantenà an’Andriamanitra fa izaho mbola hidera Azy, izay famonjena ny tavako sy Andriamanitro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana re aho no mitanondrika sy mitoloko toy izao ato anatiko? Aoka Andriamanitra no hitokiako! Eny, mbola hoderaiko hatrany Izy, dia ilay Mpamonjiko sady Andriamanitro!
Malagasy Bible 1865
Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin'ny tanin'i Jordana sy amin'ireo Hermona ary amin'ny tendrombohitra Mizara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko. Izany no ahatsiarovako Anao atỳ amin’ny tanin’i Jordana sy ireo Hermona ary ny tendrombohitra Mizara.
malagasy
Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin'ny tanin'i Jordana sy amin'ireo Hermona ary amin'ny tendrombohitra Mizara.