Psalms 42:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalina dia miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ny rian-dranonao; nanafotra ahy ny onjanao rehetra sy ny alondranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ketraka ny fanahiko ato anatiko, ka izany no ahatsiarovako Anao, eo amin’ny tanin’i Jordany, mbamin’i Hermôna, sy ny tendrombohitr’i Misara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitanondrika foana aho, Tompo ô, fa aleoko mivetsovetso Anao avy atỳ amin’ny faritra iandohan’i Jôrdàna, dia ny tendrombohitra Hermôna sy Mitsehara.
Malagasy Bible 1865
Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon'ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalina dia miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ny rian-dranonao; nanafotra ahy ny onjanao rehetra sy ny alondranonao.
malagasy
Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon'ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.