Psalms 42:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handidy ny famindrampony NY TOMPO nony andro ary hihira ho Azy aho rehefa alina. Vavaka amin’Andriamanitra izay mamelona ahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifampitaona ny onjan-drano nony mirohondrohona ny riananao, ka ny onjan-drano aman-driakao dia mandalo manafotra ahy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitambolimbolina ny ranobe, satria mirohondrohona ny riananao; miantonta toy izany hanafotra ahy avokoa ny onja aman’alondranom-pahoriana alefanao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah handidy ny famindram-pony nony andro, ary ho amiko nony alina ny fihirana Azy, dia vavaka amin'Andriamanitry ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handidy ny famindrampony NY TOMPO nony andro ary hihira ho Azy aho rehefa alina. Vavaka amin’Andriamanitra izay mamelona ahy izany.
malagasy
Jehovah handidy ny famindram-pony nony andro, ary ho amiko nony alina ny fihirana Azy, dia vavaka amin'Andriamanitry ny aiko.