Psalms 42:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho amin’Andriamanitra Vatolampiko: Nahoana no nanadino ahy Ianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ny fahavaloko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandidy ny fahasoavany hitsidika ahy i Iaveh, ny antoandro; teo amin’ny molotro ny hirany, nony alina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO anie haneho fitia amiko nony andro; izaho kosa, nony alina, hihira sy hidera an’ilay Andriamanitra fototry ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho amin'Andriamanitra Vatolampiko: nahoana no nanadino ahy Hianao? nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian'ny fahavaloko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho amin’Andriamanitra Vatolampiko: Nahoana no nanadino ahy Ianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ny fahavaloko?
malagasy
Hoy izaho amin'Andriamanitra Vatolampiko: nahoana no nanadino ahy Hianao? nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian'ny fahavaloko?