Psalms 43:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no Andriamanitra fiarovana mafy ho ahy; nahoana no manary ahy Ianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ny fahavaloko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao no Andriamanitry ny fiarovana ahy; nahoana no dia atosikao aho? Nahoana ity izaho no tsy maintsy mandeha difotr’alahelo, ampahorin’ny fahavalo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra mpiaro ahy Ianao, ka nahoana no dia mandao ahy? Nahoana aho no nampahorîn’ny fahavaloko, ka manjary miaina mijoretra toy izao?
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao no Andriamanitry ny heriko; Nahoana no manary ahy Hianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian'ny fahavaloko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no Andriamanitra fiarovana mafy ho ahy; nahoana no manary ahy Ianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian’ny fahavaloko?
malagasy
Fa Hianao no Andriamanitry ny heriko; Nahoana no manary ahy Hianao? Nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian'ny fahavaloko?