Psalms 43:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iraho ny fahazavanao sy ny fahamarinanao! Aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina, any amin’ny tabernakelinao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iraho ny fahazavanao amam-pahamarinanao, dia hitarika ahy anie izany, ka hitondra ahy ho any amin’ny tabernakla aman-tendrombohitrao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hazavanao sy ny fahamarinanao alefaso hitarika sy hitantana ahy hatrany an-tendrombohitrao masina, hatrany amin’ny fonenanao.
Malagasy Bible 1865
Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masina, dia ho any amin'ny tabernakelinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iraho ny fahazavanao sy ny fahamarinanao! Aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina, any amin’ny tabernakelinao!
malagasy
Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masina, dia ho any amin'ny tabernakelinao.