Psalms 43:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hankany amin’ny alitaran’Andriamanitra aho, dia any amin’Andriamanitry ny fifaliako sy ny firavoravoako; hidera Anao amin’ny lokanga aho ry Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao amin’ny ôtelin’Andriamanitra, ho ao amin’ilay Andriamanitra fifalifaliako amam-piravoravoako, ary hidera Anao amin’ny harpa aho, ry Andriamanitra, Andriamanitro ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hankeo amin’ny alitaranao aho, Andriamanitra ô, eo aminao Andriamanitra fototry ny hafaliako; ka hidera Anao amin-dokanga, ry Andriamanitra Andriamanitro!
Malagasy Bible 1865
Dia hankany amin'ny alitaran'Andriamanitra aho, dia any amin'Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin'ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hankany amin’ny alitaran’Andriamanitra aho, dia any amin’Andriamanitry ny fifaliako sy ny firavoravoako; hidera Anao amin’ny lokanga aho ry Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao!
malagasy
Dia hankany amin'ny alitaran'Andriamanitra aho, dia any amin'Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin'ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? manantenà an'Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho. Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.