Psalms 44:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao mihemotra manoloana ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia manaram-po mamabo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo manosi-bohon-tanana sy manafo-kenatra anay Ianao, tsy miara-mivoaka amin’ny tafikay intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kinanjo Ianao nanary sy nanafo-kenatra anay, tsy mandeha miaraka amin’ny tafikay intsony.
Malagasy Bible 1865
Ataonao miamboho ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia nanaram-po namabo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao mihemotra manoloana ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia manaram-po mamabo.
malagasy
Ataonao miamboho ny fahavalonay izahay, koa ny mankahala anay dia nanaram-po namabo.