Psalms 44:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay ary aelinao any amin’ny firenen-tsamihafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataonao mikoy eo anatrehan’ny fahavalo izahay, ary baboin’ireo mankahala anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay ataonao mihemotra eo anoloan’ny fahavalonay sy famabon’ny mpankahala anay;
Malagasy Bible 1865
Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay, ary aelinao any amin'ny firenen-tsamy hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay ary aelinao any amin’ny firenen-tsamihafa.
malagasy
Atolotrao tahaka ny ondry hohanina izahay, ary aelinao any amin'ny firenen-tsamy hafa.