Psalms 44:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivarotra ny vahoakanao tsy amim-bola tsy amin-karena Ianao ka tsy mahazo tombony amin’ny vidiny akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atolotrao toy ny ondry enti-kovonoina izahay; aelinao amin’ny firenena izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
atolotrao azy toa ondry hatao sakafo izahay sy aelinao any amin’ny firenen-kafa.
Malagasy Bible 1865
Mivarotra ny olonao tsy vola tsy harena Hianao, ka tsy mahazo tombony amin'ny vidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivarotra ny vahoakanao tsy amim-bola tsy amin-karena Ianao ka tsy mahazo tombony amin’ny vidiny akory.
malagasy
Mivarotra ny olonao tsy vola tsy harena Hianao, ka tsy mahazo tombony amin'ny vidiny.