Psalms 44:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao fandatsan’ny mpiaramonina aminay izahay, dia fanakora sy faneson’izay manodidina anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataonao varo-boba ny vahoakanao, fa tsy asianao vidiny ohatrinona akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakanao ataonao varo-boba ka tsy ahazoanao tombony velively.
Malagasy Bible 1865
Ataonao fandatsan'ny olona miray monina aminay izahay, dia fanakora sy faneson'izay manodidina anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao fandatsan’ny mpiaramonina aminay izahay, dia fanakora sy faneson’izay manodidina anay.
malagasy
Ataonao fandatsan'ny olona miray monina aminay izahay, dia fanakora sy faneson'izay manodidina anay.