Psalms 44:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao ho oha-pitenenan’ny firenen-tsamihafa izahay, fihifikifihan-doha amin’ny olona maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataonao fandàtsan’ny tany ama-monina izahay; dia faneso amam-panarabian’ny manodidina anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay ataonao fandatsan’ny vahoaka hafa izay mpifanila aminay, zary fanakora sy faneso ho an’ireo firenena manodidina anay;
Malagasy Bible 1865
Ataonao ho ambentinteny amin'ny firenen-tsamy hafa izahay, dia fihifikifihan-doha amin'ny olona maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao ho oha-pitenenan’ny firenen-tsamihafa izahay, fihifikifihan-doha amin’ny olona maro.
malagasy
Ataonao ho ambentinteny amin'ny firenen-tsamy hafa izahay, dia fihifikifihan-doha amin'ny olona maro.