Psalms 44:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-barakako ary manafotra ahy ny henatro
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampanjarianao ho ambentintenin’ny firenena izahay, ka ihifikifihan-doha amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ambentin-dresak’ireo firenen-kafa sy mampihifikifi-doha an’ireo vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-boninahitro, ary efa manafotra ahy ny fangaihaizako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-barakako ary manafotra ahy ny henatro
malagasy
Tsaroako mandrakariva ny fahafaham-boninahitro, ary efa manafotra ahy ny fangaihaizako,