Psalms 44:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny feon’ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo imasoko lalandava ny fangaihaiko, ary safotry ny henatra ny tarehiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anoloako mandrakariva ny fahafaham-baràkako ary manarona ahy ny fangaihaizako,
Malagasy Bible 1865
Noho ny feon'ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny feon’ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy.
malagasy
Noho ny feon'ny mpanaratsy sy ny mpanamavo, noho ny fahavalo sy ny mpamaly ratsy.