Psalms 44:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino Anao izahay sady tsy mivadika amin’ny fanekenao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny feon’ny mpaneso amam-pamingavinga; amin’ny fahitana ny fahavalo mbamin’izay mirehitra ny hamaly ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vokatry ny fandatsana sy ny fanarabiana avy amin’ireo fahavalo sy mpisompatra.
Malagasy Bible 1865
Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino Anao izahay sady tsy mivadika amin’ny fanekenao;
malagasy
Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao.