Psalms 44:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy mihemotra ny fonay ary tsy miala amin’ny lalanao ny dianay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany rehetra izany no manjò anay, nefa tsy nanadino Anao izahay; tsy nivadika tamin’ny fanekenao izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihatra aminay izany rehetra izany, na dia tsy nohadinoinay aza Ianao ary na tsy nivadihanay akory aza ilay fanekempihavananao taminay.
Malagasy Bible 1865
Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin'ny lalanao ny dianay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy mihemotra ny fonay ary tsy miala amin’ny lalanao ny dianay,
malagasy
Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin'ny lalanao ny dianay.