Psalms 44:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa Ianao dia nanorotoro anay teo amin’ny fitoeran’ny amboadia, sady nanarona anay tamin’ny aloky ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nihemotra hianòtra ny fonay; tsy niala tamin’ny lalanao ny dianay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nihemotra hianòtra ny fonay, tsy niala tamin’ny lalanao ny dianay,
Malagasy Bible 1865
Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin'ny fitoeran'ny amboadia sy nanarona anay tamin'ny aloky ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa Ianao dia nanorotoro anay teo amin’ny fitoeran’ny amboadia, sady nanarona anay tamin’ny aloky ny fahafatesana.
malagasy
Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin'ny fitoeran'ny amboadia sy nanarona anay tamin'ny aloky ny fahafatesana.[Na: jakala]