Psalms 44:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamihafa fa ny razanay kosa dia nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro fa izy kosa dia nataonao mahafeno ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, ny sofinay mandre, ny razanay nitantara taminay, ny asa nataonao tamin’ny androny, tamin’ny andro fahataloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre ny razanay no nitantara taminay ireo zava-bitanao fahiny tamin’ny andro fahavelony.
Malagasy Bible 1865
Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamy hafa, fa izy kosa nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro, fa izy kosa nataonao mahafeno tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamihafa fa ny razanay kosa dia nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro fa izy kosa dia nataonao mahafeno ny tany.
malagasy
Ny tananao no nandroahanao ny firenen-tsamy hafa, fa izy kosa nampitoerinao; efa nampahorinao ny firenena maro, fa izy kosa nataonao mahafeno tany.