Psalms 44:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nanadino ny anaran’Andriamanitray izahay, na nanandra-tanana tamin’ny andriamanitra hafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no anorotoroanao anay eo amin’ny fieren’ny amboadia, sy anaronanao anay amin’ny aloky ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa izahay asesikao atỳ an-toeram-bibidia sady saronanao amin’ny haizina mikitroka.
Malagasy Bible 1865
Raha nanadino ny anaran'Andriamanitray izahay, na nananty tanana tamin'ny andriamani-kafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nanadino ny anaran’Andriamanitray izahay, na nanandra-tanana tamin’ny andriamanitra hafa,
malagasy
Raha nanadino ny anaran'Andriamanitray izahay, na nananty tanana tamin'ny andriamani-kafa,