Psalms 44:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa tsy ho nahita izany va Andriamanitra satria Izy mahalala ny miafina ao am-po?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nanadino ny Anaran’Andriamanitra izahay, sy nanandra-tanana tamin’andriamani-kafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nanadino Anao Andriamanitray izahay na nananty tanana tamin’andriamani-kafa,
Malagasy Bible 1865
Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa tsy ho nahita izany va Andriamanitra satria Izy mahalala ny miafina ao am-po?
malagasy
Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po.