Psalms 44:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noho ny Aminao no amonoana anay isanandro, toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy ho hitan’Andriamanitra va izany, nefa ny miafina ao am-po aza fantany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy ho tsinjonao ve izany, Andriamanitra ô, Ianao ilay mahalala ny tsiambaratelon’ny fo?
Malagasy Bible 1865
Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noho ny Aminao no amonoana anay isanandro, toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
malagasy
Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.