Psalms 44:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza Tompo ô! Nahoana Ianao no matory? Miarena! Aza manary anay mandrakizay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao ihany anefa no amonoana anay isan’andro, sy anaovan’ny olona anay toy ny ondry entin-kovonoina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva sy iheverana anay ho toy ny ondry fanjedaka.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza Tompo ô! Nahoana Ianao no matory? Miarena! Aza manary anay mandrakizay!
malagasy
Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay.