Psalms 44:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no manafina ny tavanao Ianao ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifohaza, ry Tompo ô! Nahoana no matory Ianao? Mifohaza, fa aza dia arianao mandrakizay izahay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifohaza, Tompo ô! Nahoana Ianao no matory? Miarena Ianao fa aza manary mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no manafina ny tavanao Ianao ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
malagasy
Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?