Psalms 44:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mihohoka amin’ny vovoka izahay, miraikitra amin’ny tany ny kibonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no dia afeninao ny Tavanao, ka hadinonao ny fahantrana amam-pahorianay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana Ianao no tsy te hanatrika anay ary manadino ny fahorianay sy ny famoretana anay,
Malagasy Bible 1865
Fa miankohoka amin'ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin'ny tany ny kibonay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mihohoka amin’ny vovoka izahay, miraikitra amin’ny tany ny kibonay.
malagasy
Fa miankohoka amin'ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin'ny tany ny kibonay.Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao.