Psalms 44:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna hamonjy anay! Avoty izahay araka ny famindramponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanahinay, tafahohoka amin’ny vovoka, ny vatanay tafaraikitra amin’ny tany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa mihohoka amin’ny tany izahay sady mifetaka amin’ny tany ny kibonay?
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna hamonjy anay! Avoty izahay araka ny famindramponao.
malagasy
Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao.