Psalms 44:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany ary tsy ny sandriny no namonjy azy fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan’ny tavanao satria sitrakao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroaka firenena Ianao tamin’ny tananao, hamponenana azy; nikapoka vahoaka Ianao hanitarana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norobainao ireo firenen-kafa mba hamponenana ny firenenay; nampahorînao ireo vahoakany mba hanomezan-toerana ny vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany, ary tsy ny sandriny no namonjy azy; fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan'ny tavanao, satria efa sitrakao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany ary tsy ny sandriny no namonjy azy fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan’ny tavanao satria sitrakao izy.
malagasy
Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany, ary tsy ny sandriny no namonjy azy; fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan'ny tavanao, satria efa sitrakao izy.