Psalms 44:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao dia Ianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Didio ny famonjena ho an’i Jakoba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy ny sabatr’izy ireo no nahazoany ny tany, tsy ny sandrin’izy ireo no nahazoany fandresena, fa ny tananao ankavanana, ny sandrinao, ny fahazavan’ny Tavanao, satria tia azy Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nahazoan’ny razanay ity tany ity dia tsy ny sabatra nananany; ny nahazoany fandresena dia tsy ny heriny velively, fa ny herinao nirotsaka an-tsehatra sy ny fanatrehanao azy amim-pitiavana.
Malagasy Bible 1865
Hianao dia Hianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Mandidia famonjena ho an'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao dia Ianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Didio ny famonjena ho an’i Jakoba!
malagasy
Hianao dia Hianao no Mpanjakako, Andriamanitra ô; Mandidia famonjena ho an'i Jakoba.