Psalms 44:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no anosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no anitsakitsahanay izay mitsangana hamely anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no mpanjakako, ry Andriamanitro ô! Mandidia ny famonjena ho an’i Jakôba!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao tokoa, ry Andriamanitra Mpanjakako, no manome fandresena an’i Jakôba vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Hianao no hanosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no hanitsahanay izay mitsangana hamely anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no anosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no anitsakitsahanay izay mitsangana hamely anay.
malagasy
Hianao no hanosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no hanitsahanay izay mitsangana hamely anay.