Psalms 44:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny tsipìkako no itokiako ary ny sabatro dia tsy hahavonjy ahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no handavoanay ny fahavalonay, ny Anaranao no anorotoroanay ny mpanohitra anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no anosehanay ny fahavalonay; ny anaranao no anitsakitsahanay ny mpamely anay.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny tsipìkako no itokiako ary ny sabatro dia tsy hahavonjy ahy;
malagasy
Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy.