Psalms 44:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay ary izay nankahala anay dia nataonao menatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy matoky amin’izay tsipìkako aho; tsy hahavonjy ahy ny sabatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny tsipîkako no itokiako, tsy ny sabatro no andreseko;
Malagasy Bible 1865
Fa namonjy anay tamin'ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay ary izay nankahala anay dia nataonao menatra.
malagasy
Fa namonjy anay tamin'ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra.