Psalms 44:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao no manafaka anay amin’ny fahavalonay; sy mampahamenatra an’ireo mankahala anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Ianao no mamonjy anay amin’ny fahavalonay sy manafo-kenatra ny mpankahala anay.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay.
malagasy
Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay.