Psalms 44:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa nanary anay Ianao ka nampitondra henatra anay, ary tsy mivoaka miaraka amin’ny antokon’ny miaramilanay intsony Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no ireharehanay isan’andro, ary ny Anaranao no derainay mandrakizay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva ary ny voninahitrao no derainay mandrakizay. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Fa efa nanary anay ianao ka nampahamenatra anay, ary tsy mba mivoaka miaraka amin'ny antokon'ny miaramilanay Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa nanary anay Ianao ka nampitondra henatra anay, ary tsy mivoaka miaraka amin’ny antokon’ny miaramilanay intsony Ianao.
malagasy
Fa efa nanary anay ianao ka nampahamenatra anay, ary tsy mba mivoaka miaraka amin'ny antokon'ny miaramilanay Hianao.