Psalms 45:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy, Razazavavy, jereo ka atongilano ny sofinao; hadinoy ny firenenao sy ny tranon’ny rainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka vavin’Andriamanitra no isan’ny malalanao; ny mpanjakavavy miravaka volamenan’i Ofira no eo ankavananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy andriambavy iray mitsena anao, dia mpanjakavavy maka toerana eo ankavananao sady miravaka volamena avy any Ôfira.
Malagasy Bible 1865
Henoy, razazavavy, dia jereo, ka atongilano ny sofinao, ary hadinoy ny firenenao sy ny tranon-drainao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy, Razazavavy, jereo ka atongilano ny sofinao; hadinoy ny firenenao sy ny tranon’ny rainao.
malagasy
Henoy, razazavavy, dia jereo, ka atongilano ny sofinao, ary hadinoy ny firenenao sy ny tranon-drainao;