Psalms 45:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Irin’ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao satria izy no tomponao, koa miankohofa eo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy, anaka, jereo ary mampandria sofina: hadinoy ny firenenao aman-tranon-drainao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa, razazavavy, atongilano ny sofinao ary aoka ho tandrinao tsara izao: Aza raharahaina intsony ny firenenao sy ny fianakavian-drainao.
Malagasy Bible 1865
Raha irin'ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao - fa izy no tomponao - dia miankohofa eo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Irin’ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao satria izy no tomponao, koa miankohofa eo anatrehany.
malagasy
Raha irin'ny mpanjaka ny hatsaran-tarehinao - fa izy no tomponao - dia miankohofa eo anatrehany.