Psalms 45:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitondra fanomezana ho anao, ry zanakavavin’i Tiro, ny mpanankarena amin’ny vahoaka dia te hila sitraka aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho raiki-pitia ny hatsaran-tarehinao ny mpanjaka fa tomponao izy; ka tolory fanajana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjaka mankatelina ny bikanao, ka iondreho izy fa tomponao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakavavin'i Tyro hitondra fanatitra; eny, ny manan-karena amin'ny vahoaka hila sitraka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitondra fanomezana ho anao, ry zanakavavin’i Tiro, ny mpanankarena amin’ny vahoaka dia te hila sitraka aminao.
malagasy
Ary ny zanakavavin'i Tyro hitondra fanatitra; eny, ny manan-karena amin'ny vahoaka hila sitraka aminao.