Psalms 45:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Be voninahitra ny zanakavavin’ny mpanjaka ao an-dapa; tenona misy volamena no fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitondra fanatitra ny zanaka vavin’i Tira mbamin’ny manan-karena amin’ny vahoaka, hitady fitia aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanefoefo avy any Tiro sy ny mpanankarena amin’ny vahoaka dia samy hitondra fanatitra hahazoana sitraka aminao.
Malagasy Bible 1865
Be voninahitra ny zanakavavin'ny mpanjaka ao anaty trano; tenona misy volamena no fitafiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Be voninahitra ny zanakavavin’ny mpanjaka ao an-dapa; tenona misy volamena no fitafiany.
malagasy
Be voninahitra ny zanakavavin'ny mpanjaka ao anaty trano; tenona misy volamena no fitafiany.