Psalms 45:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitafy lamba misoratsoratra izy raha entina ho ao amin’ny mpanjaka. Ny zazavavy sakaizany izay manaraka azy dia entina ao aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno famirapiratana ny zanaka vavin’ny mpanjaka ao anatin’ny trano: volamena voatenona no itafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamirapiratra tokoa ilay Andriambavy ombàn’ny firavaka mifaham-bolamena.
Malagasy Bible 1865
Mitafy lamba misoratsoratra izy ka entina ho ao amin'ny mpanjaka: ny zazavavy sakaizany izay manaraka azy dia entina ao aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitafy lamba misoratsoratra izy raha entina ho ao amin’ny mpanjaka. Ny zazavavy sakaizany izay manaraka azy dia entina ao aminao.
malagasy
Mitafy lamba misoratsoratra izy ka entina ho ao amin'ny mpanjaka: ny zazavavy sakaizany izay manaraka azy dia entina ao aminao.