Psalms 45:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Entina amin’ny fifaliana sy ny firavoravoana ireny; hiditra ao an-dapan’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miakanjo misoratsoratra izy, no entina ao amin’ny mpanjaka; manaraka azy misy zazavavy namany entina ho ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao fitafiana misoratsoratra izy no entina eo amin’ny mpanjaka. Manotrona ny andriambavy koa ireo zazavavy sakaizany izay efa nentina teo aminy:
Malagasy Bible 1865
Entina amin'ny fifaliana sy ny firavoravoana ireny; hiditra ao an-dapan'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Entina amin’ny fifaliana sy ny firavoravoana ireny; hiditra ao an-dapan’ny mpanjaka izy.
malagasy
Entina amin'ny fifaliana sy ny firavoravoana ireny; hiditra ao an-dapan'ny mpanjaka izy.