Psalms 45:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handimby ny anaran-drainao ny zanakao lahy, hotendrenao ho mpanapaka any amin’ny tany rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampandrosoina amim-pifaliana sy firavoravoana izy ireo, dia miditra ao an-dapan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandroso amim-pifaliana sy haravoana ireo ary miditra ao an-dapan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ho solon-drainao ny zanakao, hotendrenao ho mpanapaka eny amin'ny tany rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handimby ny anaran-drainao ny zanakao lahy, hotendrenao ho mpanapaka any amin’ny tany rehetra izy.
malagasy
Ho solon-drainao ny zanakao, hotendrenao ho mpanapaka eny amin'ny tany rehetra izy.Hampahatsiaro ny anaranao hatramin'ny taranaka fara mandimby aho. Izany rehetra izany no hideran'ny firenena anao mandrakizay doria.