Psalms 45:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampahatsiaro ny anaranao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby aho. Izany rehetra izany no hideran’ny firenena anao mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakao no hisolo toerana ny rainao; hatsanganao ho mpanapaka amin’ny tany rehetra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpanjaka ô, ny zanakao anie handimby anao eo amin’ny sezafiandrianan’ny razanao, ka hotendrenao ho mpifehy manerana ny tany tontolo!
Malagasy Bible 1865
Hampahatsiaro ny anaranao hatramin'ny taranaka fara mandimby aho. Izany rehetra izany no hideran'ny firenena anao mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampahatsiaro ny anaranao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby aho. Izany rehetra izany no hideran’ny firenena anao mandrakizay doria.
malagasy
Hampahatsiaro ny anaranao hatramin'ny taranaka fara mandimby aho. Izany rehetra izany no hideran'ny firenena anao mandrakizay doria.