Psalms 45:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona rehetra ianao; fahasoavana no naidina tamin’ny molotrao; izany no nitahian’Andriamanitra anao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hira mahafinaritra no miboiboika avy ao am-poko; hoy aho: Ho an’ny mpanjaka anankiray no alahatro! Manahaka ny penina faingam-panoratra ny lelako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny foko miboiboika teny soa, ry mpanjaka, raha hambarako ny tononkaloko ho anao. Fomba kanto no hanononako an’izany, tahaka ny soratra voasikotra ambony vato.
Malagasy Bible 1865
Tsara tarehy noho ny zanak'olombelona ianao; fahasoavana no naidina tamin'ny molotrao; izany no nitahian'Andriamanitra anao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona rehetra ianao; fahasoavana no naidina tamin’ny molotrao; izany no nitahian’Andriamanitra anao mandrakizay.
malagasy
Tsara tarehy noho ny zanak'olombelona ianao; fahasoavana no naidina tamin'ny molotrao; izany no nitahian'Andriamanitra anao mandrakizay.