Psalms 45:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fehezo eo amin’ny andilanao ny sabatrao, ry ilay mahery, dia ny fiandriananao sy ny voninahitrao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona ianao; feno fahafinaretana ny molotrao, ka noho izany dia notahin’Andriamanitra mandrakizay ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soa indrindra amin’ny samy olombelona ianao sady mahafinaritra ny teny ambaranao; koa aminao mandrakizay ny fitahian ’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fehezo eo am-balahanao ny sabatrao, ry ilay mahery, dia ny fiandriananao sy ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fehezo eo amin’ny andilanao ny sabatrao, ry ilay mahery, dia ny fiandriananao sy ny voninahitrao;
malagasy
Fehezo eo am-balahanao ny sabatrao, ry ilay mahery, dia ny fiandriananao sy ny voninahitrao.