Psalms 45:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaranitra ny zana-tsipìkanao, firenena maro no ho ringana ka hohitsakitsahinao; hitsatoka ao am-pon’ny fahavalon’ny mpanjaka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iakaro ny kalesinao, ka mandrosoa amin’ny fiandriananao, mikatroha hiaro ny fahamarinana, ny halemem-panahy, ny rariny; ary ny tananao ankavanana anie hahavitanao asa mahagaga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitaingena kalesy ianao ka mirosoa hiaro ny hitsiny sy hitandro ny rariny. Loza no hafitsoky ny herinao:
Malagasy Bible 1865
Ny zana-tsipìkanao dia voaranitra - Firenena maro no ringana ka hitsakitsahinao - ka mitsatoka ao am-pon'ny fahavalon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaranitra ny zana-tsipìkanao, firenena maro no ho ringana ka hohitsakitsahinao; hitsatoka ao am-pon’ny fahavalon’ny mpanjaka izany.
malagasy
Ny zana-tsipìkanao dia voaranitra - Firenena maro no ringana ka hitsakitsahinao - ka mitsatoka ao am-pon'ny fahavalon'ny mpanjaka.