Psalms 45:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, mandrakizay doria ny sezafiandriananao; tehim-pahamarinana ny tehim-panjakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maranitra ny zana-tsipìkanao; firenena maro no ho lavo eo an-tongotrao.- Hotrabaran’ireny ny fon’ny fahavalon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho lavo eo ambaninao ireo firenena, satria maranitra ny zana-tsipîkanao ka hitsatoka am-pon’ireo fahavalonao.
Malagasy Bible 1865
Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; tehim-pahamarinana ny tehim-panjakanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, mandrakizay doria ny sezafiandriananao; tehim-pahamarinana ny tehim-panjakanao.
malagasy
Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; tehim-pahamarinana ny tehim-panjakanao.