Psalms 45:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tianao ny fahamarinana fa halanao ny heloka. Noho izany no nanosoran’Andriamanitra anao, fa tsy ny namanao, diloilo fifaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, tafatoetra mandrakizay ny seza fiandriananao; tehim-pahamarinana, ny tehim-panjakanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sezafiandriananao dia tahaka ny an’Andriamanitra ka maharitra mandrakizay mandrakizay; araka ny fahitsiana tokoa no itondranao ny fanjakanao.
Malagasy Bible 1865
Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana anao mihoatra noho ny namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tianao ny fahamarinana fa halanao ny heloka. Noho izany no nanosoran’Andriamanitra anao, fa tsy ny namanao, diloilo fifaliana.
malagasy
Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana anao mihoatra noho ny namanao.